I Namorona dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Vatovavy, izay mivarina mankany antsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, 50 km atsimon' i Mananjary. Ao akaikin' Ambalakindresy no misy ny loharanony. Mamakivaky ny valan-javaboarin' i Ranomafana izy, mamorona ny riambe Andriamamovoka.
103 km ny halavany.[1]
Jereo koa
- ↑ "Le Canal de Pangalane, E Madagascar" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2023-11-29. Retrieved 2023-11-29.